plt_tn/jhn/16/01.md

663 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Mbola mitohy ny fizaran'ny tantara tao amin'ny toko teo aloha. Jesosy dia mipetraka eo amin'ny latabatra miaraka amin'ireo mpianany ary manohy miresaka amin'izy ireo.

tsy ho solafaka ianareo

Eto ny "solafaka" dia midika hoe mijanona mametraka ny fahatokisan'ny tsirairay ao amin'i Jesosy. DH: "ka mba tsy hitsahatra ny hatoky Ahy ianareo noho ireo olana izay tsy maintsy atrehanareo."

tonga ny andro rehefa hihevitra izay rehetra mamono anareo fa izy ireo dia manolotra zavatra tsara ho an'Andriamanitra

"ho avy ny andro izay hamonoan'ny olona anareo ary hihevitra fa manao zavatra tsara ho an'Andriamanitra izy ireo."