plt_tn/jhn/14/12.md

24 lines
911 B
Markdown

# marina, dia marina tokoa
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:49 ity.
# izay mino Ahy
Ity dia midika hoe mino fa Jesosy no Zanak' Andriamanitra.
# Na inona na inona angatahinareo amin'ny Anarako
Eto ny "anarako" dia maneho ny fahefan'i Jesosy. DH: "na inona na inona angatahinareo, amin'ny fampiasana ny fahefako."
# mba hanomezam-boninahitra ny Ray ao amin'ny Zanaka
DH: "Ka mba afaka mampiseho ny olona rehetra ny halehiben'ny Raiko Aho."
# Ray ... Zanaka
Ny "Ray ... Zanaka" dia fiantsoana manan-danja izay mamaritra ny fifandraisana eo amin'Andriamanitra sy Jesosy.
# Raha mangataka zavatra amin'ny anarako ianareo, dia ho tanterahiko izany
Eto ny "anarako" dia maneho ny fahefan'i Jesosy. DH: "Raha mangataka na inona na inona aty Amiko tahaka ny iray amin'ireo mpanara-dia Ahy ianareo, dia ho ataoko izany" na "na inona na inona angatahanareo Amiko, dia ho ataoko izany satria Ahy anareo"