# marina, dia marina tokoa Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:49 ity. # izay mino Ahy Ity dia midika hoe mino fa Jesosy no Zanak' Andriamanitra. # Na inona na inona angatahinareo amin'ny Anarako Eto ny "anarako" dia maneho ny fahefan'i Jesosy. DH: "na inona na inona angatahinareo, amin'ny fampiasana ny fahefako." # mba hanomezam-boninahitra ny Ray ao amin'ny Zanaka DH: "Ka mba afaka mampiseho ny olona rehetra ny halehiben'ny Raiko Aho." # Ray ... Zanaka Ny "Ray ... Zanaka" dia fiantsoana manan-danja izay mamaritra ny fifandraisana eo amin'Andriamanitra sy Jesosy. # Raha mangataka zavatra amin'ny anarako ianareo, dia ho tanterahiko izany Eto ny "anarako" dia maneho ny fahefan'i Jesosy. DH: "Raha mangataka na inona na inona aty Amiko tahaka ny iray amin'ireo mpanara-dia Ahy ianareo, dia ho ataoko izany" na "na inona na inona angatahanareo Amiko, dia ho ataoko izany satria Ahy anareo"