plt_tn/jhn/12/39.md

8 lines
268 B
Markdown

# nohamafisiny ny fon'izy ireo
Ity dia fomba fiteny izay midika fa Andriamanitra dia nahatonga azy ireo ho mafy loha. DH: "Izy dia nanao azy ireo ho mafy loha"
# hahazo amin'ny fon'izy ireo
Ireo Jiosy dia nanao ny fo ho taova izay mahatonga ny fahatakaran-kevitra.