# nohamafisiny ny fon'izy ireo Ity dia fomba fiteny izay midika fa Andriamanitra dia nahatonga azy ireo ho mafy loha. DH: "Izy dia nanao azy ireo ho mafy loha" # hahazo amin'ny fon'izy ireo Ireo Jiosy dia nanao ny fo ho taova izay mahatonga ny fahatakaran-kevitra.