plt_tn/jhn/12/12.md

520 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity dia fizarana manaraka amin'ny tantara. Jesosy miditra ao Jerosalema ary ny vahoaka dia manome voninahitra Azy tahaka ny mpanjaka.

Hosanna

Ity dia midika hoe "Andriamanitra anie hanavotra antsika izao!"

sambatra

Ity dia maneho faniriana ho an'Andriamanitra mba hampitranga zavatra tsara amin'ny olona.

ilay avy amin'ny anaran'ny Tompo

Ny teny hoe "anarana" dia midika hoe fahefana sy hery. DH: "ilay avy ho solon-tenan'ny Tompo" na "ilay avy amin'ny herin'ny Tompo"