# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity dia fizarana manaraka amin'ny tantara. Jesosy miditra ao Jerosalema ary ny vahoaka dia manome voninahitra Azy tahaka ny mpanjaka. # Hosanna Ity dia midika hoe "Andriamanitra anie hanavotra antsika izao!" # sambatra Ity dia maneho faniriana ho an'Andriamanitra mba hampitranga zavatra tsara amin'ny olona. # ilay avy amin'ny anaran'ny Tompo Ny teny hoe "anarana" dia midika hoe fahefana sy hery. DH: "ilay avy ho solon-tenan'ny Tompo" na "ilay avy amin'ny herin'ny Tompo"