plt_tn/jhn/11/54.md

20 lines
781 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Jesosy dia niala tao Betania ka nankany Efraima. Ao amin'ny andininy faha-55 ny tantara dia miresaka ny hataon'ny maro amin'ireo Jiosy izao akaiky Paska izao.
# nandeha niharihary teny amin'ireo Jiosy
Eto "ireo Jiosy" dia entina milaza ireo mpitarika Jiosy. DH: "nandeha niharihary teny amin'ireo mpitarika Jiosy izay nanohitra Azy"
# any an-tanàna
Toerana kely ivelan'ny tanàn-dehibe izay misy olona vitsy monina.
# Ary nonina tao Izy sy ireo mpianatra
Jesosy sy ireo mpianany dia nipetraka tao Efraima nandritry ny fotoana fohy. DH: "Teo Izy no niaraka nipetraka tamin'ireo mpianany nandritriny fotoana fohy"
# niakatra tao Jerosalema
Ny hoe "niakatra" dia nampiasaina eto satria Jerosalema dia avo noho ireo tanàna manodidina.