plt_tn/jhn/11/54.md

781 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy dia niala tao Betania ka nankany Efraima. Ao amin'ny andininy faha-55 ny tantara dia miresaka ny hataon'ny maro amin'ireo Jiosy izao akaiky Paska izao.

nandeha niharihary teny amin'ireo Jiosy

Eto "ireo Jiosy" dia entina milaza ireo mpitarika Jiosy. DH: "nandeha niharihary teny amin'ireo mpitarika Jiosy izay nanohitra Azy"

any an-tanàna

Toerana kely ivelan'ny tanàn-dehibe izay misy olona vitsy monina.

Ary nonina tao Izy sy ireo mpianatra

Jesosy sy ireo mpianany dia nipetraka tao Efraima nandritry ny fotoana fohy. DH: "Teo Izy no niaraka nipetraka tamin'ireo mpianany nandritriny fotoana fohy"

niakatra tao Jerosalema

Ny hoe "niakatra" dia nampiasaina eto satria Jerosalema dia avo noho ireo tanàna manodidina.