plt_tn/jhn/11/47.md

802 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity ny fizarana manaraka amin'ny tantara. Ireo lohan'ny mpisorona sy ireo Fariseo dia nitambatra mba hivory ho amin'ny synedriona Jiosy.

Avy eo ny lohan'ny mpisorona

"Avy eo ireo mpitarika eo amin'ireo mpisorona"

Inona no hataontsika?

Ity eto dia midika fa ireo mpikambana ao amin'ny synedriona dia miresaka momban'i Jesosy. DH: "Inona ary no hataontsika mahakasika an'i Jesosy?"

hino Azy ny rehetra

Ireo mpitarika Jiosy dia natahotra fa sao ataon'ireo vahoaka mpanjakan'izy ireo Jesosy. DH: "ny olona rehetra dia hatoky Azy ary hanohitra ny fanjakana Romana."

ho avy ny Romana

Ny Romana eto dia milaza ny tafika romana. DH: "Ny tafika romana dia ho avy"

haka ny tanànantsika sy ny firenentsika

"handrava ny tempolintsika sy ny firenentsika"