# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity ny fizarana manaraka amin'ny tantara. Ireo lohan'ny mpisorona sy ireo Fariseo dia nitambatra mba hivory ho amin'ny synedriona Jiosy. # Avy eo ny lohan'ny mpisorona "Avy eo ireo mpitarika eo amin'ireo mpisorona" # Inona no hataontsika? Ity eto dia midika fa ireo mpikambana ao amin'ny synedriona dia miresaka momban'i Jesosy. DH: "Inona ary no hataontsika mahakasika an'i Jesosy?" # hino Azy ny rehetra Ireo mpitarika Jiosy dia natahotra fa sao ataon'ireo vahoaka mpanjakan'izy ireo Jesosy. DH: "ny olona rehetra dia hatoky Azy ary hanohitra ny fanjakana Romana." # ho avy ny Romana Ny Romana eto dia milaza ny tafika romana. DH: "Ny tafika romana dia ho avy" # haka ny tanànantsika sy ny firenentsika "handrava ny tempolintsika sy ny firenentsika"