plt_tn/jhn/10/09.md

20 lines
787 B
Markdown

# Izaho no vavahady
Eto ny "vavahady" dia sari-teny. Amin'ny alalan'ny fanehoana ny tenany hoe "vavahady," dia mampiseho Jesosy fa manome lalana marina mba hidirana ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra Izy. DH: "Izaho mihintsy no tahaka ny vavahady."
# fihinanana
Ny teny hoe "fihinana" dia midika hoe feno bozaka izay afahan'ireo ondry misakafo.
# tsy avy raha tsy hangalatra
DH: "tonga mba hangalatra fotsiny"
# hangalatra sy hamono ary handrava
Eto ny sari-teny tiana hambara dia ireo "ondry" izay maneho ny olon'Andriamanitra. DH: "hangalatra, hamono ary hanimba ireo ondry"
# mba hananan'izy ireo fiainana
Ny teny hoe "izy ireo" dia maneho ireo ondry. Ny teny hoe "fiainana" dia maneho ny fiainana mandrakizay. DH: "mba afahan'izy ireo tena miaina, tsy ory na inona na inona"