plt_tn/jhn/10/09.md

787 B

Izaho no vavahady

Eto ny "vavahady" dia sari-teny. Amin'ny alalan'ny fanehoana ny tenany hoe "vavahady," dia mampiseho Jesosy fa manome lalana marina mba hidirana ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra Izy. DH: "Izaho mihintsy no tahaka ny vavahady."

fihinanana

Ny teny hoe "fihinana" dia midika hoe feno bozaka izay afahan'ireo ondry misakafo.

tsy avy raha tsy hangalatra

DH: "tonga mba hangalatra fotsiny"

hangalatra sy hamono ary handrava

Eto ny sari-teny tiana hambara dia ireo "ondry" izay maneho ny olon'Andriamanitra. DH: "hangalatra, hamono ary hanimba ireo ondry"

mba hananan'izy ireo fiainana

Ny teny hoe "izy ireo" dia maneho ireo ondry. Ny teny hoe "fiainana" dia maneho ny fiainana mandrakizay. DH: "mba afahan'izy ireo tena miaina, tsy ory na inona na inona"