plt_tn/jhn/09/06.md

12 lines
414 B
Markdown

# ary nanao feta tamin'ilay rora
Jesosy dia nampiasa ny tanany mba hamolavolana ilay fotaka sy rora. DH: "ary nampiasa ny tanany mba hanatambarany ny fotaka sy rora mba hanamboarana feta"
# izay adika hoe: nirahina
Misy fihatoana kely eto ao amin'ny fizotry ny tantara ka afaka manome fanampim-panazavana sasany Jaona izay hanampy ny mpamaky Grika.
# nanasa izany
"nanasa ny masony teo amin'ny rano miangona"