plt_tn/jhn/09/06.md

414 B

ary nanao feta tamin'ilay rora

Jesosy dia nampiasa ny tanany mba hamolavolana ilay fotaka sy rora. DH: "ary nampiasa ny tanany mba hanatambarany ny fotaka sy rora mba hanamboarana feta"

izay adika hoe: nirahina

Misy fihatoana kely eto ao amin'ny fizotry ny tantara ka afaka manome fanampim-panazavana sasany Jaona izay hanampy ny mpamaky Grika.

nanasa izany

"nanasa ny masony teo amin'ny rano miangona"