8 lines
415 B
Markdown
8 lines
415 B
Markdown
# Ireo Jiosy
|
|
|
|
Ny hoe "ireo Jiosy" eto dia maneho ireo mpitarika Jiosy izay manohitra an'i Jesosy DH: "ireo mpitarika Jiosy"
|
|
|
|
# Moa ve tsy milaza ny marina izahay fa samaritana Ianao ary misy demonia?
|
|
|
|
Ireo mpitarika Jiosy dia mampiasa ity fanontaniana ity mba hiampangana an'i Jesosy sy tsy hanomezana voninahitra Azy. DH: "Izahay dia tena tsy diso raha miteny hoe samaritana ianao ary dia misy demonia ao aminao!"
|