plt_tn/jhn/08/48.md

415 B

Ireo Jiosy

Ny hoe "ireo Jiosy" eto dia maneho ireo mpitarika Jiosy izay manohitra an'i Jesosy DH: "ireo mpitarika Jiosy"

Moa ve tsy milaza ny marina izahay fa samaritana Ianao ary misy demonia?

Ireo mpitarika Jiosy dia mampiasa ity fanontaniana ity mba hiampangana an'i Jesosy sy tsy hanomezana voninahitra Azy. DH: "Izahay dia tena tsy diso raha miteny hoe samaritana ianao ary dia misy demonia ao aminao!"