12 lines
427 B
Markdown
12 lines
427 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Raha manana ny 7:53 - 8:11 ny dika-teny sasany, dia ny dika-teny tsara indrindra sy taloha tsy misy ireo.
|
|
|
|
# tsirairay
|
|
|
|
"ny iray ao aorian'ny iray"
|
|
|
|
# Ravehivavy, fa lasa aiza ireo mpanameloka anao?
|
|
|
|
Jesosy rehefa niantso azy hoe "ravehivavy," dia tsy nanambany azy. Raha mieritreritra ny olona amin'ny fiteninao fa izany no nataony, dia afaka adika tsy misy ny teny hoe "ravehivavy"ity.
|