plt_tn/jhn/08/09.md

427 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Raha manana ny 7:53 - 8:11 ny dika-teny sasany, dia ny dika-teny tsara indrindra sy taloha tsy misy ireo.

tsirairay

"ny iray ao aorian'ny iray"

Ravehivavy, fa lasa aiza ireo mpanameloka anao?

Jesosy rehefa niantso azy hoe "ravehivavy," dia tsy nanambany azy. Raha mieritreritra ny olona amin'ny fiteninao fa izany no nataony, dia afaka adika tsy misy ny teny hoe "ravehivavy"ity.