plt_tn/jhn/07/14.md

12 lines
469 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Jesosy izao dia mampianatra ireo Jiosy ao an-tempoly.
# Ahoana no hahaizan'io lehilahy io izany rehetra izany
Miseho amin'ny endrika fanontaniana ny fanamarihana mba hanamafisana ny fahatairan'ireo mpitarika Jiosy ny amin'ny fananan'i Jesosy fahalalana maro be. DH: "Izy dia tsy tokony hahafantatra be mahakasika ny Soratra Masina!"
# fa avy amin'Izy izay naniraka Ahy
"fa avy amin'Andriamanitra, ilay Iray izay naniraka Ahy"