# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Jesosy izao dia mampianatra ireo Jiosy ao an-tempoly. # Ahoana no hahaizan'io lehilahy io izany rehetra izany Miseho amin'ny endrika fanontaniana ny fanamarihana mba hanamafisana ny fahatairan'ireo mpitarika Jiosy ny amin'ny fananan'i Jesosy fahalalana maro be. DH: "Izy dia tsy tokony hahafantatra be mahakasika ny Soratra Masina!" # fa avy amin'Izy izay naniraka Ahy "fa avy amin'Andriamanitra, ilay Iray izay naniraka Ahy"