8 lines
495 B
Markdown
8 lines
495 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Ny andininy faha 71 dia tsy anisan'ny fizaran'ny tantara fototra araky ny nanehoan'i Jaona hevitra tamin'izay nolazain'i Jesosy.
|
|
|
|
# Tsy Izaho ve no nifidy anareo, roa ambin'ny folo, ary ny iray aminareo dia devoly?
|
|
|
|
Jesosy manome ity fanamarihana ity amin'ny endrika fanontaniana mba hisintonana ny saina amin'ny hoe hisy iray amin'ireo mpianatra hamadika Azy. DH: "Izaho mihintsy no nifidy anareo rehetra, nefa ny iray aminareo dia mpanompon'ny Satana!"
|