plt_tn/jhn/06/70.md

495 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ny andininy faha 71 dia tsy anisan'ny fizaran'ny tantara fototra araky ny nanehoan'i Jaona hevitra tamin'izay nolazain'i Jesosy.

Tsy Izaho ve no nifidy anareo, roa ambin'ny folo, ary ny iray aminareo dia devoly?

Jesosy manome ity fanamarihana ity amin'ny endrika fanontaniana mba hisintonana ny saina amin'ny hoe hisy iray amin'ireo mpianatra hamadika Azy. DH: "Izaho mihintsy no nifidy anareo rehetra, nefa ny iray aminareo dia mpanompon'ny Satana!"