20 lines
876 B
Markdown
20 lines
876 B
Markdown
# Koa ahoana raha tokony hahita ny Zanak'Olona miakatra any amin'ny nitoerany taloha ianareo?
|
|
|
|
Jesosy manolotra ity fanamarihana miendrika fanontaniana ity mba hanamafisana fa ireo mpianany dia hahita zavatra hafa izay sarotra takarina ihany koa. DH: "Avy eo tsy ho fantatrareo izay eritreretina rehefa mahita Ahy, ilay Zanak'Olona, miakatra ho an'ny an-danitra!"
|
|
|
|
# ahazoana
|
|
|
|
Ny teny hoe "ahazoana" dia midika hoe miteraka zavatra tsara hitranga.
|
|
|
|
# ireo teny
|
|
|
|
Ny "teny" eto dia afaka adika hoe: 1) Tenin'i Jesosy tao amin'ny 6:32 na 2) Ny zavatra rehetra nampianarin'i Jesosy.
|
|
|
|
# Ireo teny izay nolazaiko taminareo
|
|
|
|
"Izay nambarako taminareo"
|
|
|
|
# dia fanahy, ary fiainana ireo
|
|
|
|
Mety ho dikany: 1) "dia mahakasika ny Fanahy sy ny fiainana mandrakizay" na 2) "dia avy amin'ny Fanahy sy manome ny fiainana mandrakizay" na 3) "dia mahakasika ny fiainana ara-panahy sy fiainana."
|