plt_tn/jhn/06/62.md

876 B

Koa ahoana raha tokony hahita ny Zanak'Olona miakatra any amin'ny nitoerany taloha ianareo?

Jesosy manolotra ity fanamarihana miendrika fanontaniana ity mba hanamafisana fa ireo mpianany dia hahita zavatra hafa izay sarotra takarina ihany koa. DH: "Avy eo tsy ho fantatrareo izay eritreretina rehefa mahita Ahy, ilay Zanak'Olona, miakatra ho an'ny an-danitra!"

ahazoana

Ny teny hoe "ahazoana" dia midika hoe miteraka zavatra tsara hitranga.

ireo teny

Ny "teny" eto dia afaka adika hoe: 1) Tenin'i Jesosy tao amin'ny 6:32 na 2) Ny zavatra rehetra nampianarin'i Jesosy.

Ireo teny izay nolazaiko taminareo

"Izay nambarako taminareo"

dia fanahy, ary fiainana ireo

Mety ho dikany: 1) "dia mahakasika ny Fanahy sy ny fiainana mandrakizay" na 2) "dia avy amin'ny Fanahy sy manome ny fiainana mandrakizay" na 3) "dia mahakasika ny fiainana ara-panahy sy fiainana."