plt_tn/jhn/06/46.md

20 lines
618 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ary Jesosy manohy miresaka amin'ireo vahoaka sy ireo Jiosy mpitarika.
# marina, dia marina tokoa
Adikao tahaka izay nataonao tao amin'ny 1:49 ity.
# Tsy nisy nahita ny Ray, afa-tsy izay avy amin'Andriamanitra
Na dia tsy nisy olombelona izay miaina eto ambonin'ny tany nahita an'Andriamanitra Ray aza, Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra, dia efa nahita ny Ray.
# Ray
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.
# izay mino no manana fiainana mandrakizay
Andriamanitra dia manome ny "fiainana mandrakizay" ho an'ireo izay mahatoky an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.