plt_tn/jhn/06/46.md

618 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ary Jesosy manohy miresaka amin'ireo vahoaka sy ireo Jiosy mpitarika.

marina, dia marina tokoa

Adikao tahaka izay nataonao tao amin'ny 1:49 ity.

Tsy nisy nahita ny Ray, afa-tsy izay avy amin'Andriamanitra

Na dia tsy nisy olombelona izay miaina eto ambonin'ny tany nahita an'Andriamanitra Ray aza, Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra, dia efa nahita ny Ray.

Ray

Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.

izay mino no manana fiainana mandrakizay

Andriamanitra dia manome ny "fiainana mandrakizay" ho an'ireo izay mahatoky an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.