plt_tn/jhn/06/10.md

515 B

Ary feno ahitra teo amin'ilay toerana

Nahaton'i Jaona vetivety ny filazana ireo tranga ao amin'ny tantara mba hanomezana fampahafantarana fohy momban'ny toerana nisehoan'ity tranga ity.

dia nipetraka ireo olona, teo amin'ny dimy arivo teo ny isany

Raha ao anatin'ny vahoaka ny zaza amam-behivavy (6:4), dia manisa ireo lehilahy fotsiny Jaona eto.

nisaotra

Nivavaka tamin'Andriamanitra Ray Jesosy ary nisaotra Azy tamin'ireo hazandrano sy mofo.

nizara izany

DH: "Jesosy sy ireo mpianany nizara izany"