plt_tn/jhn/06/10.md

16 lines
515 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ary feno ahitra teo amin'ilay toerana
Nahaton'i Jaona vetivety ny filazana ireo tranga ao amin'ny tantara mba hanomezana fampahafantarana fohy momban'ny toerana nisehoan'ity tranga ity.
# dia nipetraka ireo olona, teo amin'ny dimy arivo teo ny isany
Raha ao anatin'ny vahoaka ny zaza amam-behivavy (6:4), dia manisa ireo lehilahy fotsiny Jaona eto.
# nisaotra
Nivavaka tamin'Andriamanitra Ray Jesosy ary nisaotra Azy tamin'ireo hazandrano sy mofo.
# nizara izany
DH: "Jesosy sy ireo mpianany nizara izany"