plt_tn/jhn/05/45.md

537 B

Ilay iray miampanga anareo dia Mosesy ... ny fanantenanareo

"Mosesy" eto dia midika hoe ny lalàna mihintsy. DH: "Mosesy dia miampanga anareo amin'ny lalàna, ilay tena lalàna izay nametrahanareo ny fitokianareo."

ny fanantenanareo

"ny fahatokisanareo"

Raha tsy mino ireo nosoratany ianareo, dia ataonareo ahoana no hino ny teniko?

Ity fanamarihana ity miseho amin'ny endrika fanontaniana mba ho fanamafisana. DH: "Tsy mino ireo nosoratany ianareo, noho izany dia tsy hino ireo teniko mihintsy!"

ny teniko

"Izay lazaiko"