plt_tn/jhn/05/45.md

16 lines
537 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ilay iray miampanga anareo dia Mosesy ... ny fanantenanareo
"Mosesy" eto dia midika hoe ny lalàna mihintsy. DH: "Mosesy dia miampanga anareo amin'ny lalàna, ilay tena lalàna izay nametrahanareo ny fitokianareo."
# ny fanantenanareo
"ny fahatokisanareo"
# Raha tsy mino ireo nosoratany ianareo, dia ataonareo ahoana no hino ny teniko?
Ity fanamarihana ity miseho amin'ny endrika fanontaniana mba ho fanamafisana. DH: "Tsy mino ireo nosoratany ianareo, noho izany dia tsy hino ireo teniko mihintsy!"
# ny teniko
"Izay lazaiko"