plt_tn/jhn/05/24.md

225 B

marina, dia marina tokoa

Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:49 ity.

izay mandre ny teniko

Eto ny "teny" dia maneho ny hafatr'i Jesosy. DH: "Na iza na iza mandre ny hafatro"

tsy ho helohina

DH: "tsy ho meloka"