plt_tn/jhn/05/24.md

12 lines
225 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# marina, dia marina tokoa
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:49 ity.
# izay mandre ny teniko
Eto ny "teny" dia maneho ny hafatr'i Jesosy. DH: "Na iza na iza mandre ny hafatro"
# tsy ho helohina
DH: "tsy ho meloka"