12 lines
473 B
Markdown
12 lines
473 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
|
|
|
Jesosy dia manohy miresaka amin'ireo mpianany.
|
|
|
|
# Ny iray mamafy, ary ny iray kosa minjinja
|
|
|
|
Ny teny hoe "mamafy" na "minjinja" dia sari-teny. Izay "mamafy" dia mizara ny hafatr'i Jesosy. Ary izay "mijinja" dia manampy ireo olona handray ny hafatr'i Jesosy. DH: "ny olona iray no mamboly ny voa, ary ny iray kosa mijinja ny vokatra."
|
|
|
|
# ianareo no niditra teo amin'izay nisasarany
|
|
|
|
"izao ianareo dia mitambatra ao amin'ny asan'izy ireo"
|