# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jesosy dia manohy miresaka amin'ireo mpianany. # Ny iray mamafy, ary ny iray kosa minjinja Ny teny hoe "mamafy" na "minjinja" dia sari-teny. Izay "mamafy" dia mizara ny hafatr'i Jesosy. Ary izay "mijinja" dia manampy ireo olona handray ny hafatr'i Jesosy. DH: "ny olona iray no mamboly ny voa, ary ny iray kosa mijinja ny vokatra." # ianareo no niditra teo amin'izay nisasarany "izao ianareo dia mitambatra ao amin'ny asan'izy ireo"