plt_tn/jhn/03/34.md

630 B

Fampifandraisna ny foto-kevitra

Tapitra ny resak'i Jaona mpanao batisa.

Fa ilay iray nirahin'Andriamanitra

"Ity Jesosy ity, izay nirahin'Andriamanitra mba hisolo-tena Azy"

Satria tsy nasiany fetra ny fanomezana ny Fanahy

"Fa Izy ilayiray izay nomen'Andriamanitra ny herin'ny Fanahiny rehetra."

Ray ... zanaka

Ireo dia fiantsoana manan-danja izay mamaritra ny fifandraisana eo amin'Andriamanitra sy Jesosy.

nametraka ny zava-drehetra teo ampelan-tanany

Ity dia midika hoe apetraka eo amin'ny heriny sy ny fitondrany.

hitoeran'ny hatezeran'Andriamanitra

DH: "Andriamanitra dia tsy hitsahatra ny hanasazy azy"