# Fampifandraisna ny foto-kevitra Tapitra ny resak'i Jaona mpanao batisa. # Fa ilay iray nirahin'Andriamanitra "Ity Jesosy ity, izay nirahin'Andriamanitra mba hisolo-tena Azy" # Satria tsy nasiany fetra ny fanomezana ny Fanahy "Fa Izy ilayiray izay nomen'Andriamanitra ny herin'ny Fanahiny rehetra." # Ray ... zanaka Ireo dia fiantsoana manan-danja izay mamaritra ny fifandraisana eo amin'Andriamanitra sy Jesosy. # nametraka ny zava-drehetra teo ampelan-tanany Ity dia midika hoe apetraka eo amin'ny heriny sy ny fitondrany. # hitoeran'ny hatezeran'Andriamanitra DH: "Andriamanitra dia tsy hitsahatra ny hanasazy azy"