plt_tn/jhn/03/27.md

16 lines
460 B
Markdown

# Tsy afaka mandray na inona na inona ny olona iray raha tsy
"Tsy misy olona manana hery raha tsy"
# nomena azy avy any an-danitra izany
Eto ny "lanitra" dia nampiasaina hanehoana an'Andriamanitra. DH: "Andriamanitra no nanome izany ho azy"
# Ianareo ihany
Ny "Ianareo" eto dia maneho ireo vahoaka rehetra izay resahan'i Jaona. DH: "Ianareo rehetra" na "ny rehetra aminareo"
# Nirahina talohany aho
DH: "Andriamanitra naniraka ahy mba ho tonga alohany"