plt_tn/jhn/03/27.md

460 B

Tsy afaka mandray na inona na inona ny olona iray raha tsy

"Tsy misy olona manana hery raha tsy"

nomena azy avy any an-danitra izany

Eto ny "lanitra" dia nampiasaina hanehoana an'Andriamanitra. DH: "Andriamanitra no nanome izany ho azy"

Ianareo ihany

Ny "Ianareo" eto dia maneho ireo vahoaka rehetra izay resahan'i Jaona. DH: "Ianareo rehetra" na "ny rehetra aminareo"

Nirahina talohany aho

DH: "Andriamanitra naniraka ahy mba ho tonga alohany"