plt_tn/jhn/02/11.md

286 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ity andininy ity dia tsy ao anatin'ny fizaran'ny tantara fototra, fa kosa manome hevitra momban'ny tantara.

Kanà

Ity dia anaran-tanàna.

Naneho ny voninahiny

Eto ny "voninahiny" dia maneho ny hery maherin'i Jesosy. DH: "Nampiseho ny heriny"