# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ity andininy ity dia tsy ao anatin'ny fizaran'ny tantara fototra, fa kosa manome hevitra momban'ny tantara. # Kanà Ity dia anaran-tanàna. # Naneho ny voninahiny Eto ny "voninahiny" dia maneho ny hery maherin'i Jesosy. DH: "Nampiseho ny heriny"