plt_tn/jhn/01/49.md

635 B

Raby, Ianao ilay zanak'Andriamanitra! Ianao no mpanjakan'Isiraely!

Natanaela miteny fa Jesosy dia "ilay Zanak' Andriamanitra" satria Jesosy nahafantatra an'i Natanaela na dia tsy nisy fiaonana taminy aza teo aloha.

Zanak'Andriamanitra

Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy.

Satria ve aho niteny taminao hoe ... no hinoanao?

Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba ho fanamafisana. DH: "Mino ianao satria niteny Aho hoe: 'Nahita anao teo ambanin'ny hazon'aviavy Aho'"!

marina, dia marina tokoa

Adikao amin'ny fomba hanamafisan'ny teninao ity fa izay manaraka eo dia manan-danja sady marina.