plt_tn/jhn/01/49.md

16 lines
635 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Raby, Ianao ilay zanak'Andriamanitra! Ianao no mpanjakan'Isiraely!
Natanaela miteny fa Jesosy dia "ilay Zanak' Andriamanitra" satria Jesosy nahafantatra an'i Natanaela na dia tsy nisy fiaonana taminy aza teo aloha.
# Zanak'Andriamanitra
Ity dia fiantsoana manan-danja an'i Jesosy.
# Satria ve aho niteny taminao hoe ... no hinoanao?
Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba ho fanamafisana. DH: "Mino ianao satria niteny Aho hoe: 'Nahita anao teo ambanin'ny hazon'aviavy Aho'"!
# marina, dia marina tokoa
Adikao amin'ny fomba hanamafisan'ny teninao ity fa izay manaraka eo dia manan-danja sady marina.