plt_tn/jhn/01/29.md

12 lines
429 B
Markdown

# zanak'ondrin'Andriamanitra
Ity dia sari-teny izay maneho ny sorona tsaran'Andriamanitra. Jesosy dia natsoina hoe "Zanak'ondrin'Andriamanitra" satria izy dia natao sorona mba ho takalon'ireo otan'ny olona.
# izao tontolo izao
Ny teny hoe "izao tontolo izao" dia maneho ny olona rehetra maneran-tany.
# Ilay iray izay tonga avy aoriako dia lehibe noho izaho, satria talohako Izy
Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 1:14 ity.