# zanak'ondrin'Andriamanitra Ity dia sari-teny izay maneho ny sorona tsaran'Andriamanitra. Jesosy dia natsoina hoe "Zanak'ondrin'Andriamanitra" satria izy dia natao sorona mba ho takalon'ireo otan'ny olona. # izao tontolo izao Ny teny hoe "izao tontolo izao" dia maneho ny olona rehetra maneran-tany. # Ilay iray izay tonga avy aoriako dia lehibe noho izaho, satria talohako Izy Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 1:14 ity.