|
# faneva
|
|
|
|
Saina lehibe arahin'ireo miaramila rehefa any an'ady. DH: "saina"
|
|
|
|
# azy
|
|
|
|
DH: "Babylona"
|
|
|
|
# Miny ary Askenaza
|
|
|
|
Ireo dia anarana firenena na vondron'olona.
|
|
|
|
# mitondrà soavaly tahaka ireo valala voloina
|
|
|
|
Yaveh dia mampitaha ireo soavaly maro an'isa amin'ny valala voloina."
|