plt_tn/jer/51/27.md

284 B

faneva

Saina lehibe arahin'ireo miaramila rehefa any an'ady. DH: "saina"

azy

DH: "Babylona"

Miny ary Askenaza

Ireo dia anarana firenena na vondron'olona.

mitondrà soavaly tahaka ireo valala voloina

Yaveh dia mampitaha ireo soavaly maro an'isa amin'ny valala voloina."