plt_tn/jer/50/38.md

876 B

ireo ranony

Ny "ranony" dia manondro ireo loharanony rehetra sy ireo zavatra hafa ilaina amin'n fiainana, indrindra ny ony izay manaraka ny tanàna.

ambodia

Ny ambodia dia alika miaina any an'ala izay fahita any Asia sy any Afrika.

ny aostrisy tanora no hitoetra ao aminy

Ny "aostrisy" dia vorona Afrikanina tena lehibe izay afaka mihazakazaka mafy saingy tsy afaka manidina. Ny teny "aminy" dia manondro an'i Babylona.

Fa amin'ny fotoana rehetra, dia tsy honenana intsony izy. Hatramin'ny taranaka fara mandimby, dia tsy honenana ao aminy.

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary samy manamafy fa i Babylona dia lao tanteraka.

tsy honenana ao aminy

DH: "tsy misy olona hipetraka ao aminy"

tsy hisy honina ao; tsy hisy olona hijanona ao aminy

Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary samy manamafy fa i Babylona dia lao tanteraka.