# ireo ranony Ny "ranony" dia manondro ireo loharanony rehetra sy ireo zavatra hafa ilaina amin'n fiainana, indrindra ny ony izay manaraka ny tanĂ na. # ambodia Ny ambodia dia alika miaina any an'ala izay fahita any Asia sy any Afrika. # ny aostrisy tanora no hitoetra ao aminy Ny "aostrisy" dia vorona Afrikanina tena lehibe izay afaka mihazakazaka mafy saingy tsy afaka manidina. Ny teny "aminy" dia manondro an'i Babylona. # Fa amin'ny fotoana rehetra, dia tsy honenana intsony izy. Hatramin'ny taranaka fara mandimby, dia tsy honenana ao aminy. Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary samy manamafy fa i Babylona dia lao tanteraka. # tsy honenana ao aminy DH: "tsy misy olona hipetraka ao aminy" # tsy hisy honina ao; tsy hisy olona hijanona ao aminy Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy ny heviny ary samy manamafy fa i Babylona dia lao tanteraka.