720 B
720 B
Ny sabatra dia hamely an'ireo Kaldeana
Ny "sabatra" dia manondro ireo izay mampiasa azy. DH: "ho avy eo amin'ireo Kalideana ireo miaramila fahavalo mitana sabatra"
izany no fanambaran'i Yaveh
Jereo ny fomba nandikanao izany tao amin'ny 1:7.
hitonon-tena ho toy ny adala izy ireo
Ny teny "hitonon-tena" dia mampiseho ny adalan'izy ireo ary mamboraka izany mba ahafahan'ny rehetra mahita izany.
ho feno tahotra izy ireo
DH: "hameno azy ireo ny tahotra"
ho tonga tahaka ny vehivavy izy ireo
"ho lasa malemy noho ny vehivavy izy rehetra ireo"
ireo trano fitehirizany
Ny trano fitehirizana dia toerana fametrahana zavatra sarobidy.
ho voaroba izy ireo
DH: "handroba azy ireo ny miaramila fahavalo"